Teny iditra | kipaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanendahana na fanesorana na fandroahana tsy misy fanajana; fiendahana, fialana mitambatra; fielakelahan-javatra mihofakofaka miala. [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Mpitovy hevitra | kipakipaka | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | kapika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |