Teny iditra kirandrambehivavy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana nomena koa ny voafotsy any Imerina sy ny fandramanana any Betsileo [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] nom d'une espèce d'arbuste, Aphloia theaeformis. § voafòtsy. [David: Dialectes (takila K)]
Voambolana 
Anarana siantifika Aphloia theaeformis
Mpitovy hevitra fandramanana ~ kirandra ~ voafotsy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31