Teny iditra kiranjay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Betsileo, Merina, Sakalava] Ocimum canum Sims (Lamiaceae)
Voambolana 
Anarana siantifika Ocimum canum

Teny iditra kiranjay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Zavamaniry mani-pofona (ny kiranjay dia misy fofona tsy tian' ny aloy na ny moka ka ataon' ny olona eo an-doha fandriana tsy hanakaikezany azy)
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Betsileo] nom est donné à une espèce introduite, à odeur très forte, devenue envahissante autour de certains villages. Tagetes erecta L. (Asteraceae). Encore appelée mavogegy
Voambolana 
Anarana siantifika Tagetes erecta

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/29