Teny iditra kirijy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [SLP 1986] lava-drano
Fanazavàna teny frantsay  [SLP 1986] puits
Mpanahaka  fantsakana ~ lava-drano ~ vovo

Teny iditra kirijy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] [Tsimihety] Karazan-kazo anisan' ny ahazoana kirany tsara azo tenomina (Urena lobata)
Fanazavàna teny frantsay  [Boiteau 1997] [Tsimihety] (c'est aussi le nom donné aux jeunes anguilles, mais le rapport n'est pas connu). Urena lobata L. (Malvaceae). L'un des principaux textiles, plus connu sous le nom de paka.
Voambolana 
Anarana siantifika Urena lobata

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/04