Teny iditra | kirìna (kiry) | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mety miova amin' ny heviny fa mitana izany amin-ditra: Lehilahy kirina Rakoto ka tsy azo ahodina amin' ny heviny [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | obstinate [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | obstiné, entêté, tenace [1.3] | |||
entêté [1.8] | ||||
Sampanteny |
| |||
Teny iditra | kirina | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] nom d'une espèce d'insecte. [1.19] | |||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |||
Fivaditsoratra | rikany, kaniry, kinary |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |