Teny iditra kiringy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] ngita [Rakotosaona 1975]

Teny iditra kiringy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana nomena ny mponina avy any La Réunion, angamba noho ny toe-bolon' ny ankabeazan' izy ireo, izay fohy no ngitangita kely
¶ Kiriolona [Rajemisa 1985]

Teny iditra kiringy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] tsy mahavokatra [Rakotosaona 1975]

Teny iditra kiringy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] tsinjo, tazana [Rakotosaona 1975]

Teny iditra kiringy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] ( ringy est mis pour ringitra : frisé, gaufré). « Sorte de bruyère » d'après Descheemaeker (juin 1975). Probablement un philippia (Ericaceae). Comme odi-kibo, contre les maux de ventre, surtout ceux qu'on qualifie en malgache de tohina et sarana, on fait absorber un peu de cette plante écrasée avec du Gingembre. Voir sakamalao. [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/29