Teny iditra | kiry | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Filofosana: Raha tsy misy kiry tsy vita ny zavadehibe toy itony ¶ Ditra, fitazonana madity ny hevitry ny tena: Be kiry koa Ravehivavy itỳ: efa lazaina fa tsy izany no izy ka mbola mibohika ihany [Rajemisa 1985] | ||
Fanazavàna teny anglisy | obstinacy [Hallanger 1973] | ||
Fanazavàna teny frantsay | entêtement [Hallanger 1974] | ||
Sampanteny |
| ||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| ||
Teny iditra | kiry | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Volo fotsy iray na vitsy maningana eo afovoan' ny hafa rehetra mainty ¶ Zavatra na olona na biby vokatry ny fikambanan' ny karazana samihafa; safitra ¶ Volo eo anilan' ny sofina [Rajemisa 1985] | ||
Teny iditra | kiry | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] fiovana [Rakotosaona 1975] | ||
Teny iditra | kiry | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Taisaka] nendra [Rakotosaona 1975] | ||
[Tanosy] hatina [Rakotosaona 1975] | |||
Voambolana | Fahasalamana | ||
Teny iditra | kiry | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] croix grecque. [David: Dialectes (takila K)] | ||
Mpitovy hevitra | kily | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |