Entrée | kisa | ||
Partie du discours | nom | ||
Explications en malgache | Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin' ny tsinontsinona: Mila kisa lava izao amin' Ikoto ny zanaky ny ato avaratra [1.1] | ||
Synonymes | akisa | ||
Mots composés |
| ||
Anagrammes | kasy, kisa, saky, sika, skia |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |