Teny iditra | kitoka | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fisafoahana mandalo, hasarotam-po, fahalonilony, fahasosorana. [1.1] | ||||||
Mpitovy hevitra | kitokitoka | ||||||
Teny iditra | kitoka | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] fanenitra [1.78] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] guêpe. [1.19] | ||||||
guêpe [1.13] | |||||||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Mpitovy hevitra | kitoky | ||||||
Mpanahaka | fanenitra | ||||||
Fivaditsoratra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |