Teny iditra | kitoza | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hena nodidiana lavalava ka alona sira mba ho azo tehirizina, ary ahantona eo ambony fatana [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | salted and dried meat [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | viande boucanée [1.8] | ||||||||||||
Voambolana | Toe-karena: hanina | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny kitoza io | ||||||||||||
Fivaditsoratra | tikoza |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |