Teny iditra |
kivina
(kivy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana
|
Fanazavàna teny malagasy | Atao izay hahakivy, ketrahina: Aza kivinao amin' izany filazana antsanga tsy aman' orana izany ny zanako [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | to be discouraged by someone or something [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | qu'on décourage [1.8]
|
Haiendriteny |
kivina
kiviko
kivinao
kiviny
kivintsika
kivinay
kivinareo
kivin'
kivin-
kivim-
kivi-
| |
nokivina
nokiviko
nokivinao
nokiviny
nokivintsika
nokivinay
nokivinareo
nokivin'
nokivin-
nokivim-
nokivi-
| |
hokivina
hokiviko
hokivinao
hokiviny
hokivintsika
hokivinay
hokivinareo
hokivin'
hokivin-
hokivim-
hokivi-
| |
kivio | |
|
|