Entrée | 1 koaintsy |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Botanique |
Explications en malgache | 4 Hazo fihinam-boa mitovitovy amin' ny paoma ny voany fa hafa ny tsirony, somary handatrandatra [1.1] |
Explications en français | 5 coing, cognassier. Cydonia vulgaris [1.3]6 (de l'anglais quince). Cydonia vulgaris Pers. (Rosaceae). Arbre fruitier introduit et cultivé dans la région centrale (cité par Richardson, Malzac, etc.). Voir aussi kontsy. [Merina] [1.196] |
Exemples |
7 ny koaintsy dia ilay matevina eo ivelany tsy misy semina (dia ilay hanina indrindra) no kaliksa efa tonga matevina tahaka izany. [1.357#] |
Synonymes | 8 kontsy |
Nom scientifique |
|
Anagrammes | 10 koaintsy, tsaikony |
Mis à jour le 2022/06/04 |