Teny iditra |
kobaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | fanetsiketsehana rano na zavatra ao anaty rano ¶ fanasokana ny lamba na zavatra hafa ao anaty rano mba hanadiovana azy [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | agitation d'un liquide, d’une chose gluante ou d’un objet remué dans un liquide [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
kobaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | manière de jouer au fanorona en poussant le pion du milieu
[Abinal 1888]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
Kobaka
|
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky na seho an-tsehatra)
|
Mpanoratra | Mahaleo |
Fanonta printy | 1992. Song by Mahaleo, translated by Hanta Rideout..
|
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
Lahatsoratra |
|
|