Teny iditra | kobaka am-bava, volana hatenda (kobaka, vava, volana, tenda) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | teny foana lazain' ny vava ary fampanantenana hatreo an-tenda ka tsy misy tanteraka; teny be fampanantenana eo am-bava fotsiny fa tsy arahim-panatanterahana [Rajemisa 1985] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/24 |
![]() |