Teny iditra kôdy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sambo 2001] vehivavy mpivaro-tena, makorelina
Fanazavàna teny frantsay  [Sambo 2001] prostituée, pute, putain
Mpitovy hevitra daba lôka ~ kapa vy ~ koetra ~ kôksa ~ mafy tratra ~ makôsà ~ mandôliny ~ mazava alina ~ mpijangajanga ~ oui ~ ramavo ~ sipa gôka ~ tsimirirana ~ tsy vaky atonta

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31