Teny iditra | koetra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] janga [Rakotosaona 1975] | |
vehivavy mpivaro-tena, makorelina [Sambo 2001] | ||
prostituée [Sambo 2001, ] | ||
Fanazavàna teny frantsay | prostitué [Rakotonaivo 1993] | |
pute, putain [Sambo 2001] | ||
Tsipelina hafa | koaitra | |
Mpitovy hevitra | daba lôka ~ dakôtà ~ kapa vy ~ kôdy ~ kôksa ~ mafy tratra ~ makôsà ~ mandôlina ~ mazava alina ~ mpijangajanga ~ oui ~ ramavo ~ sipa gôka ~ tsimirirana ~ tsy vaky atonta | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |