Teny iditra kofehy (fehy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavatra amehezana na anjairana, ka mety ho taretra fanjairana izay, na tady mahazaka, na tady kely amehezana entana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy string. [1.2]
 string thread [1.7]
Fanazavàna teny frantsay fil, ficelle [1.8]
 fil [1.13]
 (dans toute l'île) (de ko- préfixe augmentatif, et fehy : action de lier, d'attacher). Nom général des fibres et des écorces qui en fournissent. Surtout réservé aux fibres de corderie. Pour les fibres textiles, on précise kofehy azo tenomina. Voir l'étude de P. Boiteau et G. Rason : Ny zavamaniry ahazoana kofehy azo tenomina. (Les plantes à fibres textiles de Madagascar) dans la revue en langue malgache : teny soa sy mpamafy n° 30 juin 1943, p. 90-94, en langue malgache. [1.196]
Ohatra 
1Matokia manenona, fa tsara kofehy hanenjana. [2.346]
2Ary ny vololony nozahany ka misy kofehy mafy. [1.436]
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra kofehy (fehy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana raha toa ka eo amin' ny fotoana amonosana ny razana no tonga mamangy (Jereo koa: ranombary tsy masaka, solon-tsosoa, fao-dranomaso, rambon-damba, zara levenana) [1.1]
Mpitovy hevitra solonkofehy

Fivaditsoratra fohike, hofike

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20