Teny iditra | kofina | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitelinjavatra ka mifotroaka any an' orona [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | qui avale de travers et tousse [1.3] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Tsipelina hafa | kofona | ||||||
Teny iditra | kofìna | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Vatampaty [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | cercueil [1.3] | ||||||
Ny fihaviany | Anglisy: coffin. | ||||||
Fivaditsoratra | fanôky, finako, fokany |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |