Teny iditra kolikoly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana
¶ Vola omena mpiasam-panjakana ivelan' ny karamany mba hanambatam-tiazana azy hanao zavatra ho an' ny tena manokana: Nandray kolikoly indray Rakoto
¶ Tsolotra, gaina, kojikojy, kejokejo, totohondry vola, sisi-bola. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy coaxing; a bribe [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay cajolerie; pot-de-vin [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Teny iditra kolikoly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] Prémices de la récolte qu'il convenait d'offrir au seigneur. Surtout pour la culture du riz. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Mpitovy hevitra loha-voly

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/30