Teny iditra | kotaba (taba) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Antsoantso mafy miharo dondòna sy paipaika ka mahatonga feo tsy ifandrenesana: Inona ihany izao kotaba be izao, rankizy? [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | disorder, noise [1.7] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | tapage [1.54] | |||||||||||||||
tapage, désordre [1.8] | ||||||||||||||||
Voambolana | Feo | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Mpitovy hevitra | korataba | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | taboka, tobaka, botaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |