Teny iditra | Krismasy | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
Fanazavàna teny malagasy | Fety lehibe ho an' ny kristianina, natao ho fahatsiarovana ny nahaterahan' i Kristy, ary naraikitra ho amin' ny faha-25 n' ny volana Desambra [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | Christmas [Hallanger 1973] | |
Fanazavàna teny frantsay | la Noël [Abinal 1888] | |
Noël [Hallanger 1974] | ||
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Ny fihaviany | Anglisy: Christmas. | |
Mpitovy hevitra | noely | |
Mpanahaka | paka | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |