Teny iditra |
lafatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fifanoherana misy andaniny sy ankilany. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | opposition, comme celle de deux armées, de deux parties qui plaident; action de cerner, d'assaillir de plusieurs côtés; opposition de plusieurs individus ou objets les uns contre les autres, pieds contre pieds, bouts contre bouts [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
lafatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ambaratongam-pahefana, fari-pahefana, laharana: Ny lafatry ny fanjakana ¶ Lalàna mbamin' ny fomban-tany manan-kery toy ny lalàna, ary ny fankatoavana sy fanarahana azy: Tsy araka ny lafatra ny nataonao ¶ Tonga lafatra: tanteraka avokoa ny lalàna mbamin' ny fomban-tany momba ny zavatra iray: Tsy tonga lafatra itỳ karatrao itỳ fa tsy voatomboka sy tsy voaisy sonia [Rajemisa 1985]
|
| zanatohatra [SLP 1986]
|
Fanazavàna teny anglisy | rank [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | rang/m:xtxt>
[Hallanger 1974]
|
| gradin; escabeau [SLP 1986]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
lafatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
tatatra [Rakotosaona 1975]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tambahoaka]
entailles [Rakotosaona 1975]
|
Voambolana |
|