Teny iditra |
lafatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Fifanoherana misy andaniny sy ankilany. |
Fanazavàna teny frantsay | [Abinal 1888]
opposition, comme celle de deux armées, de deux parties qui plaident; action de cerner, d'assaillir de plusieurs côtés; opposition de plusieurs individus ou objets les uns contre les autres, pieds contre pieds, bouts contre bouts |
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
lafatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rajemisa 1985]
Ambaratongam-pahefana, fari-pahefana, laharana: Ny lafatry ny fanjakana ¶ Lalàna mbamin' ny fomban-tany manan-kery toy ny lalàna, ary ny fankatoavana sy fanarahana azy: Tsy araka ny lafatra ny nataonao ¶ Tonga lafatra: tanteraka avokoa ny lalàna mbamin' ny fomban-tany momba ny zavatra iray: Tsy tonga lafatra itỳ karatrao itỳ fa tsy voatomboka sy tsy voaisy sonia |
| [SLP 1986]
zanatohatra |
Fanazavàna teny anglisy | [Hallanger 1973]
rank |
Fanazavàna teny frantsay | [Hallanger 1974]
rang/m:xtxt>
|
| [SLP 1986]
gradin; escabeau |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|
Teny iditra |
lafatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Rakotosaona 1975]
[Tambahoaka]
tatatra |
Fanazavàna teny frantsay | [Rakotosaona 1975]
[Tambahoaka]
entailles |
Voambolana |
|