Teny iditra |
lafo
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Be vidy, tsy taka-bola: Lafo ny vary tamin' itỳ fa tafakatra roa ambin' ny folo ny kilao ¶ Efa lasan' olona: Ento aty hojereko io satroka io fa hovidiko. -- Efa lafo io, tompoko
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | sold; expensive [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | vendu; qui coûte cher [1.8]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Tohi-kevitra |
Ohatra | Siramamy roa sobika nokarakaraina nandritra ny herinandro no nentiny hamidy, ary lafo daholo ireny.
[2.470]
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
lafo
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
lasam-bidy
[1.78]
|
|
Teny iditra |
lafo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava]
Hazandrano misy tsilony ka manaintaina ohatra ny asian' ny maingoka ny voatsindrony [1.1]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
lafo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka]
(autre prononciation de lafika . lafo, adjectif, veut dire : « qui se vend cher », ce qui était vrai, à une certaine époque, pour le crin végétal).
Chrysalidocarpus mananjarensis Jum. & H.Perrier (fichier manuscrit de R. Decary).
[1.196]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Chrysalidocarpus mananjarensis |
|