Teny iditra |
lafy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tava: Misy lafy enina ny kodiakely ¶ Ila, sakany, indrany: Refeso ny lafin' io trano io? ¶ Toerana amin' ny ilan' ny renirano na lakandrano, na hady na lohasaha iray: Erỳ an-dafin' ny lohasaha izahay no mipetraka [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | a side, a face; an aspect of something [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | côté, face; un aspect de quelque chose [Hallanger 1974]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Haianarantany |
|
|
Teny iditra |
lafy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fividianana zavatra mitamba-be mba hamidy antsinjarany. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | action d'acheter en gros des objets qu'on doit revendre en détail [Abinal 1888]
|
Sampanteny |
|