Teny iditra | lainga | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Filazana mifanohitra amin' ny marina: Vaky ny laingan' Isambilo; hay fahafolo izy fa tsy voalohany ¶ Filazana ho marina ny zavatra fantatra fa tsy marina hamitahana olona: Mivelona amin' ny lainga io olona io [Rajemisa 1985] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | a lie [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||||
a falsehood [Richardson 1885] | |||||
Fanazavàna teny frantsay | mensonge [Abinal 1888, Hallanger 1974] | ||||
fausse apparence ¶ figuré: un peu plus que ce qu'il faut ou un peu moins: Misy lainga io mizana io (Cette balance n'est pas bien juste) [Abinal 1888] | |||||
Sampanteny |
| ||||
Teny mifanohi-kevitra | marina | ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny lainga io | ||||
Lahatsoratra | Randzavola: lainga ao amin' ny Baiboly | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |