Teny iditra lakaly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny efitrano somary anatin' ny tany ambany indrindra
¶ Ny fanambanin' ny sambo izay fitoeran' entana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy the hold of a ship [1.2]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: la cale.

Fivaditsoratra kalila

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31