Entrée |
lakana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fitaovana hazo na vy entina mitety na mandeha ambony rano, mita rano; matetika ny lakana dia vita amin' ny vatan-kazo lehibebe noloahana izay manjary maivana ary mitsinkafona tsy milentika Lakan-drafitra very fivoy: enti-milaza olona tsy manana na inona na inona hianteherana intsony hamonjena tena [1.1]
|
Explications en anglais | A canoe. Laka is used in the provinces. [Poly. Waha, vaka, hak (?)] [1.2]
|
| A dugout canoe; any small boat [1.7]
|
Explications en français | Pirogue, petit bateau [1.8]
|
Exemples |
1 | Nanantena ny hoampitaina izy rehefa miverina, nefa tsy teo intsony koa ny lakana.
[2.470]
|
2 | miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela.
[2.471]
|
|
Vocabulaire |
Dérivés |
Mots composés |
|
Citations |
Proverbes |
Illustrations |
|
|