Teny iditra lalitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Bibikely misy elany roa fatra-pipetrapetraka eny rehetra eny ka mitondra loto amin' ny tongony na ny faraingom-bava fitsentsefany, ary izany no mahatonga azy ho mpamindra aretina tsy anerany
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a fly [Mal. lalat; amboyna lali]
  [Hallanger 1973] a housefly
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974] mouche
  [SLP 1986] mouche, drosophile
Voambolana 
Sampanteny 
Ohatra 
1 [Profita: Ranary] Inona no fanaon' ny olona raha misy lalitra?
2 [FOFAFIPE: Haivola] Nifanehatra tamin' ireo vitsika izy, sendra moka sy lalitra koa.
3 [Rabemolaly: Fary] Iray fanahy amin' ny lalitra izy ireny, ka ny maloto no mahavelombelona ny ainy.
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Teny iditra lalitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Anaran-karatra filalaovana iray izay misy sari-na kodiadiamborona
Fanazavàna teny anglisy  [Hallanger 1973] clubs at cards
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Hallanger 1974] trèfle au jeu de cartes
Voambolana 
Mpitovy hevitra elatra
Mpanahaka  joro ~ samamena ~ tangontsotrobe
  karatra
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30