Teny iditra |
lamaina
(lama)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny atao
|
Fanazavàna teny malagasy | Atao malambolambo, tsy misy marokoroko na maraorao: Nolamainy tsara ny tehiny ny maraina tontolo ¶ Atao tonga mampibolisatra: Aza lamaina ny fidinana [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | to be made smooth or slippery [Richardson 1885]
|
Haiendriteny |
lamaina
lamaiko
lamainao
lamainy
lamaintsika
lamainay
lamainareo
lamain'
lamain-
lamaim-
lamai-
| |
nolamaina
nolamaiko
nolamainao
nolamainy
nolamaintsika
nolamainay
nolamainareo
nolamain'
nolamain-
nolamaim-
nolamai-
| |
holamaina
holamaiko
holamainao
holamainy
holamaintsika
holamainay
holamainareo
holamain'
holamain-
holamaim-
holamai-
| |
lamao | |
|
|