Teny iditra lamaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy fandriana midaboka amin' ny tany [Rajemisa 1985 takila 527]
  [Bara] tsihy [Rakotosaona 1975]
 Fandriana midaboka amin' ny tany [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] a mat, mattress [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] natte. [David: Dialectes (takila L)]
 couche, natte, lit [SLP 1986]
Sampanteny 

Teny iditra lamaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka, Taifasy] (sens général: état de ce qui s'applique bien au support). Nom donné aux pétioles de ravinala, Ravenala madagascariensis Sonn. (Strelitziaceae) lorsqu'ils sont préparés pour faire des cloisons ou des plafonds. On les appelle encore repaka. [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31