Teny iditra |
lamba
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra anaovana ny akanjo, vita amin' ny kiran-javamaniry, toy ny rongony, landihazo, rofia, izay tadina dia tenomina, -- na amin' ny akoran-dandy izay folesina sy ahasina amin' ny ampela dia aira sy tenomina -- na amin' ny volon' ondry lava sy matevina tenomina: Lamba inona no nanaovana iny akanjonao iny? ¶ Tapadamba lavalava anisan' ny fitafian' ny Malagasy, izay ataony mandrakotra ny sorony ka asampiny amin' ny tomba samihafa: ny lehilahy manao azy fola-droa, ny vehivavy manao sampin-kaviana sampin-kavanana na sampimbalaka izay atao koahoe "tari-joro": Tsy mety, hoy ny Ntaolo ny mitafy lamba eoimason' ny tompony ¶ Fanafohezana ny hoe "lambamena": Miomana ny hamono tomba an-draibeny sy renibeny ry zareo ao atsimo [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | the usual outer garment worn by the people. It is generally a piece of calico, from 4 to 5 yards long cut in two, and sewn together along the length. Also cloth in general. [It is interesting to note that in Borneo, Lamba is a yellow-flowered broad-leaved weed, from the strong fibre of which a kind cloth is made: and that the Swahili Arabs trading on the west coast in jiafotsy lamba have adopted the word as ramba] [Richardson 1885]
|
| woven cloth; clothing [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | tissu, vêtement; châle; pièce de toile qu'on porte autour des épaules [Hallanger 1974]
|
| tissu [SLP 1986]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
Haianarantany |
|
|
Teny iditra |
Lamba
 |
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky na seho an-tsehatra)
|
Mpanoratra | Rabemananjara Jacques |
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
|