Teny iditra |
lambo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana izay hampahalamalama hialan' ny maraorao; fisafosafoana feno tambitamby. [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny frantsay | polissage ¶ Figuré: caresse faite avec la main [Abinal 1888 takila 381]
|
Sampanteny |
Mpitovy hevitra | [fampiasa kokoa noho lambo] |
|
Teny iditra |
lambo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Se disait des fainéants qui aiment à manger [Veyrières 1913]
|
|
Teny iditra |
lambo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
kisoa
[Rakotosaona 1975]
|
| Kisoa dia: Mihaza lambo [Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | the wild hog, a somewhat common animal in the forest regions of Madagascar and very destructive to plantations. There appear to be two species of this animal: one called lamboniva, inhabiting the lower coast regions, Potamochaerus madagascariensis, or P. africanus, Gray; and another called lambonava, found in the upper forests, P. Edwardsi, Grandid.; the latter is the larger of the two. [Comp. Mal. lambu, an ox] [Richardson 1885]
|
| a wild boar, a wild pig [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | sanglier [Rajemisa: Vakoka, Veyrières 1913, Hallanger 1974]
|
| [Sakalava-Mayotte]
cochon, porc [Andilidine: Lexique (takila L)]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Potamochaerus africanus, Potamochaerus edwardsi, Potamochaerus madagascariensis |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Ohatra | Tsy maninona na mpanotrika izany, na mpaka kitay, na lambo, na gidro, na bibilava. [Andraina: Mitaraina, takila 239]
|
Teny nalaina |
Lahatsoratra |
Haianarantany |
|
|
Teny iditra |
lambo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava]
(au sens propre lambo : sanglier malgache, potamochère, symbole de puissance et de grande activité sexuelle) On donne ce nom aux plantes censées stimulantes et aphrodisiaques.
Notamment à :
Uvaria manjensis Cavaco et Keraudren (Annonaceae).
D'après Debray, « la décoction des feuilles est utilisée par les Mikea contre les douleurs rhumatismales » (Contribution à l'inventaire des Plantes Médicinales de Madagascar ORSTOM, 1975, p. 16).
Les fruits, d'après cet auteur, ne renferment que des flavones et des stérols à l'exception d'alcaloïdes.
[Boiteau 1997]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Uvaria manjensis |
|