Teny iditra lamika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny ratsy, ny hetry botry indrindra amin' ny karazana iray [1.1]
Fanazavàna teny frantsay les rebuts, ce qu'il y a de plus vil, de plus rabougri dans l'espèce [1.3]

Fivaditsoratra makila, malaky, malika, kalamy, lamaky

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31