Entrée |
lamosina
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Ny faritry ny vatana mifamaly any ivoho amin' ny tratra sy ny kibo: Misy marary ato amin' ny lamosiko ato [1.1]
|
Explications en anglais | The back [1.2, 1.7]
|
| [Mal. lamusir, the flesh of an animal's back] [1.2]
|
Explications en français | Le dos [1.3, 1.8]
|
Exemples |
1 | Io no manosika antsika hanome lamosina na hiampanga azy.
[1.369]
|
2 | dia manampy amin'ny fanamaivanana ny fanaintainanan'ny lamosina.
[2.424]
|
3 | ary ny lamosina marary koa : ary satriko hiany mandry noho ny fanaintainan'ny andoha.
[2.59]
|
|
Vocabulaire |
|