Teny iditra lamoty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy kily: atao hoe koa madilo na madiro na voamatony, na lamoty, ataon'ny Vazaha koa "prunier malgache"... [1.10]
 Hazo madinika be tsilotsilony maniry amin' ny faritany maina any amorontsiraka, manome ilay voa fantatra amin' ny anarana hoe mokonazy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Bara, Sakalava] a small thorny tree with edible fruit similar in appearance and taste to a crab-apple. It is used in making rum, also as a medicine for lunacy [1.2]
 a small fruit found in the south and west [1.7]
Fanazavàna teny frantsay fruit d'un arbrisseau dans le sud et l'ouest [1.8]
 (de lamonty). Nom donné à des arbres ou arbustes à fruits comestibles, même lorsqu'ils ne sont pas épineux. Notamment :
¶  [Bara, Sakalava, Tsimihety] Flacourtia ramontchi L'Hér. (Salicaceae). Le « prunier malgache ». Voir lamonty.
¶  [Bara] Vaccinium emirnense Hook. (Vacciniaceae). La myrtille malgache, plus connue sous le nom de voaramontsina.
¶  [Sakalava] ( Ziziphus jujuba Mill. (Rhamnaceae). Le jujube. Voir aussi lamotifotsy.
¶  [Tankarana] Capurodendron ankaranense Aubrév. (Sapotaceae)
¶  [Sakalava] Fruit comestible. Bon bois d'oeuvre. Également appelé hazobe. [1.196]
Voambolana 
Anarana siantifika Capurodendron ankaranense, Flacourtia ramontchi, Vaccinium emirnense, Ziziphus jujuba
Mpitovy hevitra kily ~ madilo ~ madiro ~ voamatony

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31