Teny iditra lanaka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Trotraka, reraka, valaka noho ny hasasarana na ny hafanana: Lanaky ny dia aho izany [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31