Teny iditra |
landibe
(landy, be)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | karazana biby kely manome landy gasy [SLP 1986]
|
Fanazavàna teny anglisy | [be, great] a large kind of silk cocoon made by a number of silkworms working in one cocoon [Richardson 1885]
|
Fanazavàna teny frantsay | Borocera madagascariensis [SLP 1986]
|
Voambolana |
Anarana siantifika | Borocera madagascariensis |
Ohatra | Ny an' Ingahy Ramiandrisoa anefa, tsy latsaka ny fitopolo ny mora indrindra, nisy aza ny landibe nihoatra ny ariary zato ny vidiny. [Andraina: Mitaraina, takila 87]
|
|