Teny iditra landy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Ilay bibikely miomby, izany hoe mifono ao anaty tranony, ka iny tranony iny no folesina hatao kofehy tenomina ho lamba
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] a silkworm
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974, SLP 1986] ver à soie
Voambolana 
Sampanteny 
Mpanahaka  landibe ~ landihazo ~ landikely ~ landimadinika ~ landinambarivatry ~ landinamboa ~ landintapia
Teny nalaina 

Teny iditra landy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Ilay kofehy tenomina na ny lamba malandilandy vita amin' ny tranon' ny landy
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885, Hallanger 1973] silk
Fanazavàna teny frantsay  [Hallanger 1974, SLP 1986] soie
Voambolana 
Sampanteny 
Mpanahaka  landiboka ~ landilahy ~ landintsavia ~ landivavy
Habaka Fédération Sahalandy (http://www.sahalandy.org)

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31