Entrée langoroana
Partie du discours nom
Explications en malgache Amponga velezina amin' ny tsora-kazo anankiroa; ampiarahina amin' ny ampongabe izy matetika (Langoro no filaza azy koa any amin' ny faritany atsimo) [1.1]
Vocabulaire 
Synonymes langorony
Hypéronyme 
Co-hyponymes 

Mis à jour le 2023/03/19