Teny iditra lanitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Rajemisa 1985] Ny habakabaka (amin' ny fiteny andavanandro): Manga ny lanitra androany
¶ (amin' ny fiteny ara-pinoana kosa) Ilay fonenana soa ahitan' ny olon-tsambatra an' Andriamanitra: Safononoka ny hasambarana any an-danitra
Fanazavàna teny anglisy  [Richardson 1885] the sky [Mal. langit]
  [Hallanger 1973] the sky
¶ heaven
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888, Hallanger 1974] le ciel, le firmament
  [Abinal 1888] la région éthérée
Voambolana 
Haiendriteny 
lanitra
lanitro
lanitrao
laniny
lanitsika
lanitray
lanitrareo
lanitr'
lani-
lanitry
-danitra
-danitro
-danitrao
-daniny
-danitsika
-danitray
-danitrareo
-danitr'
-dani-
-danitry
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1 [Andriamalala: Taolambalo] Ary miandrandra ny lanitra aho mba hitoe-jaza aminao.
2 [Dahle: Angano] ary izany koa no tsy niharoan' ny tany sy ny lanitra.
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny lanitra ity (2): Marivolanitra, Tsaralanitra

Teny iditra lanitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Abinal 1888] le souverain

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30