Teny iditra |
lanòna
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | mitovy amin'ny lalòna
[1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | comme lalòna
[1.3]
|
|
Teny iditra |
lanona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fangoronana sy fampirimana ny zavatra nahahy. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | assemblage, rassemblement, réunion [1.3]
|
Sampanteny |
Ohatra |
1 | Vetivety dia vory lanona izahay.
[2.643]
|
2 | Koa izao àry no izy, ry ambanilanitra vory lanona ankehitriny.
[2.528]
|
|
|
Teny iditra |
lanona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
lanonana [1.78]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
a song, a chant [1.2]
|
Sampanteny |
|
|