Teny iditra | lanonana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fifaliana misy dihy sy hira ary zavamaneno ataom-bahoaka eny an-kalamanjana [Rajemisa 1985] | |
Fanazavàna teny anglisy | an assembly of people gathered together for amusement and rejoicing on some public occasion [Richardson 1885] | |
feast with music and dancing [Hallanger 1973] | ||
Fanazavàna teny frantsay | festin accompagné de musique et de danses [Hallanger 1974] | |
Mpanahaka | zaika ~ anjaika ~ korana ~ fivoriana ~ firavoravoana ~ firiariavana ~ andro iray ~ andro iray toa zato ~ andro tsy maty | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny lanonana io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |