Teny iditra lany mondron-kery (lany, mondro, hery)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy lany hatramin' ny hery kely sisa nananana; lany harena sy fananana nanasoavana zanaka na zavatra hafa nilaina ho tsara; fongana ny hery rehetra tamin' ny asa na ny fanaovan-tsoa [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy having given all his strength [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay qui a épuisé ses forces [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31