Teny iditra | lao | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mahatoetra, tsy mahapetraka, tsy tamana amin' ny toerana iray; leony [Rajemisa 1985] | |||
Fanazavàna teny anglisy | deserted [Richardson 1885] | |||
deserted; desolate [Hallanger 1973] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | désert, abandonné [Hallanger 1974] | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Haianarantany | ||||
Teny iditra | lao | |||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao alà | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] vohay [Rakotosaona 1975] | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |