Teny iditra lasana (lasa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny mpamaritra lasa [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay partez, faites, frappez [1.3]

Teny iditra lasana (lasa)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy ¶  lasa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy gone, departed, carried off [1.7]
Fanazavàna teny frantsay parti [1.8]
Haiendriteny 
lasana
lasako
lasanao
lasany
lasantsika
lasanay
lasanareo
lasan'
lasan-
lasam-
lasa-
nolasana
nolasako
nolasanao
nolasany
nolasantsika
nolasanay
nolasanareo
nolasan'
nolasan-
nolasam-
nolasa-
holasana
holasako
holasanao
holasany
holasantsika
holasanay
holasanareo
holasan'
holasan-
holasam-
holasa-
Sampanteny 
Ohatra 
1Dia lasana izy niakatra teny an-tanety; [2.366]
2Hitako fa lasana eritreritra mafy i Feno teny am-pandehanana. [2.472]
Ohabolana 

Teny iditra lasana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-javamaniry mandady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy the name of a creeping plant [1.2]
Fanazavàna teny frantsay nom d'une plante grimpante [1.3]
  [Merina] (du malais lungsur : tout ce qui passe, qui est éphémère). Nom des plantes annuelles, qui se développent rapidement puis disparaissent pendant la saison sèche. Ce nom est appliqué en particulier à une petite plante rampante indéterminée (A. Grandidier, Malzac, Firaketana Malagasy, etc.). [1.196]
Voambolana 
Ny fihaviany Malay: lungsur.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31