Teny iditra lasiray (ila, iray)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (ilany sy iray) Anaram-bola malagasy mitovy amin' ny ila (voamena) (0,10) sy iray (voamena) (0,20) izany hoe 0,30 Fr na 30 santima amin' ny vola ankehitriny [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy same as ilasiray [Richardson 1885]
Fanazavàna teny frantsay un voamena et demi; le seizième de la piastre [Abinal 1888]
Voambolana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31