Teny iditra latsaka babay, tonga babay (latsaka, tonga, babay)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy Kilalaon' ankizy izay manipy zavatra eny an-tanany hisavoana dia tantazany tsy ho latsaka sady ataony hoe: "Latsaka i babay, tonga i babay". (Sarina tanisa). [Ravelojaona 1937]
Fanazavàna teny frantsay Nom d'un jeu d'enfants consistant à laisser choir quelque chose de la main et à le ressaisir dans la chute. On dit en jouant : Latsaka babay, tonga babay (Babay tombe, babay remonte) [Abinal 1888]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/05