Teny iditra |
lava
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsy fohy: Lava be izany akanjonao izany ¶ Mitohitohy maharitra: Lava ny fotoam-pialan-tsasatra tamin' itaỳ
[Rajemisa 1985]
|
Fanazavàna teny anglisy | long, tall; without interruption [Richardson 1885]
|
| long (of time and space) [Hallanger 1973]
|
Fanazavàna teny frantsay | long (se dit du temps et de l'espace) [Hallanger 1974]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Teny mifanohi-kevitra |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Teny nalaina |
Haianarantany |
|
|
Teny iditra |
lava
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny ilan-javatra be refy indrindra: Refeso kely ny lavan' ity trano itỳ / Ny sakany sy ny lavany [Rajemisa 1985]
|
Haiendriteny |
lava
lavako
lavanao
lavany
lavantsika
lavanay
lavanareo
lavan'
lavan-
lavam-
| |
-dava
-davako
-davanao
-davany
-davantsika
-davanay
-davanareo
-davan'
-davan-
-davam-
| |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Haianarantany |
|
|
Teny iditra |
lava
 |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | vato miempo avoakan' ny volokano [Hallanger 1969]
|
Voambolana |
|