Teny iditra |
lavaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tany nohadina ka loaka: Latsaka tao anaty lavaka ny zanany ¶ Loaka amin' ny zavatra iray: Tsy fomba ny manarangarana amin' ny lava-panalahidy ¶ Zohy kely tranom-biby: Lava-boalavo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | a hole, a cave, a den. See loaka,
zohy
[1.2]
|
| a pit, a hole, a cave [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | trou, fosse, caverne [1.8]
|
| [1.13]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
lavaka
lavako
lavakao
lavany
lavatsika
lavakay
lavakareo
lavak'
lava-
lavaky
| |
-davaka
-davako
-davakao
-davany
-davatsika
-davakay
-davakareo
-davak'
-dava-
-davaky
| |
|
Sampanteny |
Ohatra |
1 | Ka izao no nataoko, nihadiako lavaka.
[2.606]
|
2 | Lavaka kely izy ireny teo am-piandohana.
[2.117]
|
3 | Amin'ny fahavaratra no ihadiana ny lavaka.
[2.117]
|
4 | Ary misy lavaka hono amy ny io tamboho io;
[2.59]
|
|
Teny nalaina |
Sary |
|
|
Teny iditra |
lavaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka, Bezanozano]
(au sens habituel ce mot signifie : trou, cavité). Plante dont les jeunes pousses sont consommées comme légume d'après Vallier : Étude sur les ressources de la forêt d'Analamazaotra, dans la revue Notes, Reconnaissances et Explorations (1898) p. 1205. Encore appelée marinjo.
[1.196]
|
Voambolana |
|